Entry | sarimpapango (sary, papango) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Taratasy voarary amin' ny hazo maivana izay rohizana amin' ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay kofehy, dia misondrotra tsikelikely ilay sarimpapango ary misononoka eny amin' ny rivotra eny [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |