|
|
|
|

Teny iditra 1  sasantsasany
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3 some, others, a part [1.2#560]
Ohatra  4  Nahita an' I Dada nanao ny sasantsasany amin' ireo ory tany ka mba nirotsaka. [2.472#153]
5  Rehefa niposaka ny masoandro, dia nisava ny zavona tao ambony, ka tsinjony ny tampon'ny vohitra sasantsasany [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2026/11/06