Entry | savazoro | ||
Elementary words | sava ; zoro | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Teny ilazana amin' ny sary jeometrika ireo tsipika mahitsy miala avy amin' ny haavo iray ka mipaka amin' ny haavo mifanandrify amin' io ka mamakivaky ny sary [1.1] | ||
Explanations in French | Diagonale [1.13] | ||
Vocabulary | Mathematics: geometry | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/09/23 |