Entry | seranina (serana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be passed by [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Où l'on passe à côté; devant qui on passe rapidement [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Other spellings | seranana [1.3#599] | ||||||||
Anagrams | seranina, sinerana |
Updated on 2024/01/24 |