Entry | serizà-sefo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | [fr. sergent-chef] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà izay amboniny sy ny serizà tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny martre faharoa, kilasy voalohany [1.1] | |
Vocabulary | Military | |
Origin | French: sergent-chef. | |
Updated on 2020/07/31 |