Entry | soa mahafiadana | |
Elementary words | soa ; mahafiadana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [1.1] | |
Examples | ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko!
[2.436] | |
Synonyms | soa mampiadana | |
Updated on 2023/10/19 |