Entry | sokàka (kaka) | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | (rafitra) Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony (olona kidaladala) Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana azy [1.1] | |||||||||
Explanations in French | Disjoint, mal ajusté, dont les joints bâillent Figuré: qui regarde la bouche béante, simple, imbécile [1.3] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Anagrams | kakaso, kasoka, sokàka |
Updated on 2023/01/20 |