|
|
|
|

Entry1  sokoina (soko)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Idirana an-tsokosoko: Nosokoin' ny fahavalo ny tanàna [1.1]
4  Atao mangingina: Nosokoiny moramora tao ny fianarana ka azony ny voalohany [1.1]
5  Angalarina na simbana tsy misy mahita: Nosokoin' ny ankizy ny paison-dRabe [1.1]
6  Tratra, voa tsy nanampo, notampohina: Nosokoin' ny divay i Noe ka mamo [1.1]
Explanations in French  7  Qu'on fait, qu'on donne, qu'on prend, qu'on vole à la dérobée, en cachette; que le sommeil, que le rhum surprend: Nosokoin' ny fahavalo ny tananàna (Les ennemis sont entrés à la sourdine dans le village) ~ Nosokoiko ny fiasa ny tanimbariko (J'ai travaillé ma rizière à la dérobée) [1.3]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  Sovohina
Compound words 

Updated on 2023/06/05