Entry | solietnà | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila eo anelanelan' ny aspirà izay ambaniny sy ny lietnà amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa amin' ny tanisa an-dranomasina [1.1] | |
Vocabulary | Military | |
Origin | French: sous-lieutenant. | |
Updated on 2020/07/31 |