Entry | solonkofehy | |
Elementary words | solo ; kofehy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (jereo koa: Ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) (solon-kofehy) Anarana omena ny vola famangiana ny fianakaviana mana-manjo raha mby eo amin' ny famonosan-damba no tonga mamangy [1.1] | |
Explanations in French | [ solon-kofehy ] Argent donné aux enterrements [1.3] | |
Synonyms | kofehy | |
Updated on 2023/09/08 |