Entry | soratana (soratra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao an-tsoratra: Soratany isan' androny laniny Ampandrenesina amin' ny taratasy: hosoratako aminy io vaovao io Foronina: Tamin' ny taona inona no nosoratan-dRabearivelo ny tononkalo hoe "Fasana faharoa" ? [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu’on écrit, inscrit, sur quoi on met des dessins, des marques, des lignes qu’on peint [1.3] | ||||||||
Examples | Rehefa mamokatra taona vitsivitsy izany, dia azon' ilay nanao angatahina ho azy, ary dia soratana amin' ny kadasitra amin' ny anarany.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | anatsora, asantaro, asatrona, soratana, tsaroana |
Updated on 2023/01/20 |