|
|
|
|

Entry1  takolahina (takolaka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Iafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitiliana olona na hihainoana ny resany: Takolahy ao am-baravarana izy dia henoy ny resany [1.1]
4  Roritina kely, vivitina ny takolany -- (soavaly) sintonina amin' ny lamboridy eo akaikin' ny vavany: Notakolahikoilay zaza ka mena fify tery ny anao. / Takolahy io soavaly io fa loza raha hihetsiketsika [1.1]
Explanations in English  5  To be seized by the cheeks, as a child in order to make it open its mouth; to be held by the bridle near the mouth, as a restive horse; to be waited for at the post of a door, etc., as a person to be seized. [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  lahitokana, takolahina

Updated on 2023/01/20