Entry | takon-kenatra | |
Elementary words | takona ; henatra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina Tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana. [1.1] | |
Explanations in English | [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen Fig. money presented to assist on any special occasion. [1.2] | |
Updated on 2023/06/15 |