Entry tamana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Zatra: Tama-miresaka amin' ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra
Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin' ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin' ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho vao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva
Finaritra amin' ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy [1.1]
Explanations in English Happily settled, liking a place or situation [1.7]
Explanations in French Apprivoisé [1.8, 1.196]
 Qui se trouve bien là où il est; qui se plaît dans un endroit; accoutumé [1.8]
Examples 
1ny soa tamana tiam-bady, ary ny hendry tamana tian-kavana. [2.69]
2Izaho, hoy izy, tsy tamana intsony any amin ‘ny kilasimandry. [2.356]
Derivatives 
 
Proverbs 

Entry tamana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taisaka] lehibe (omby) [1.78]

Entry tamana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Zanak'omby vavy [1.78]
  [Tanosy] ombivavy [1.78]
Vocabulary 

Entry tamana
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava, Tankarana] . D'après Grandidier, espèce de bambou de la côte Nord-Ouest. Encore appelé volosy. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31