Entry | tandrevaka | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka [1.1] | |
Tsirambina, tsy misy fitandremana na fikajiana [2.285] | ||
Explanations in French | Soudain, à l'improviste, sans prévision ni préparation [1.3] | |
Examples | Saro-pady loatra manko itony resaka momba an-dRazana itony, ka tsy ekena atao an-tandrevaka tokoa.
[2.245] | |
Updated on 2020/07/31 |