Entry | tandroka aron' ny vozona | |
Elementary words | tandroka ; aro ; vozona | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjy sy hitandrina ny eo akaikiny amin' ny loza mety hahavoa azy [1.1] | |
Updated on 2023/07/30 |