|
|
|
|

Teny iditra 1  tankay
Singan-teny  2 t~, 3 ana, 4 hay
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  6 [Bezanozano] Bezanozano [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 a tribe inhabiting the land bordering the forests. [1.2]
Ohatra  8  Omeko ho fehezinareo ny tankay. [2.508#439]
9  ary ny niantsinanana dia tonga tankay ankoatry ny ala [2.48#564]
Voambolana  10  Tantara: firenena
Tsipelina hafa  11 antakay, antakay, antankay, antankay
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  13  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  14 antaky, 15 antika, 16 takina, 17 tanika, Tankay

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17