Entry | teny azon' adala | |
Elementary words | teny ; azo ; adala | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny teny averimberin' ny olona tsy ampiampy saina na dia amin' ny toe-javatra tsy mifanandrify aminy aza [1.1] | |
Explanations in French | Paroles tant de fois redites qu'elles so [...] [full text in 1.5] | |
Updated on 2023/06/08 |