|
|
|
|
Teny iditra
1
tesontesona
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
miteson
te
sona
Matoantenin' ny iharana :
4
tafatesontesona
Matoantenin' ny fameno :
5
itesontesonana
Anarana :
6
fitesontesona
,
7
fitesontesonana
,
8
mpitesontesona
Fanazavàna teny malagasy
9
Tsy mahalala menatra, tsy valahara, be hambo, be ebo, basivava
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20