Entry | tinendry (tendry) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao [1.1] | ||||||
Explanations in French | Qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué Qu'on a désigné, indiqué, fixé Qu'on a marqué d'un accent, d'un point [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voatendry | ||||||
Updated on 2023/01/20 |