Entry |
todika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. [1.1]
|
Explanations in French | Action de tourner la tête, de revenir vers [1.3]
|
| Orientation, sens, direction, référence [1.13]
|
Examples | Tongilangilana ravin'ovy / todika ravin'ampaly / tsingilangilao tsara ny faka zanak'olona / fa aza atao sesibe toa fotaka / ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra / ka mainka fa izaho zanak'olona
[2.131]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|