|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 toha- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe tohatra |
| Teny iditra (2/4) | 3 toha |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Azo ihafiana; zaka; lefitra; aritra: Tohanao ve izany teny famingavingana izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 can be resisted
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 à qui (quoi) on peut résister
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 13 toha |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Hanina tadiavin' ny biby dia; haza; remby: Mitatitra ny tohany ny vitsika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 prey, spoils
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 proie, butin
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 24 toha |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 [Antesaka] rantsan-kazo amatorana ny raty amin'ny tafo
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 27 hato, 28 hota, 29 taho, toha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|