|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  tohina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 action de toucher [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how tohina

Teny iditra (2/3) 23  tohina
Sokajin-teny  24  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25 Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
26 Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe
27 Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28 touché légèrement
29 dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3]
Ohatra  30  Hoy aho somary tohina. [2.944#]
31  Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298#109]
Haiendriteny 
32  Ny ankehitriny :
33  Ny lasa :
34  Ny hoavy :
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3) 36  tohina
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38 tsy fahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  39 allergie [1.13]
Voambolana  40  Fahasalamana

Fivaditsoratra  41 antohy, 42 hatony, tohina

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17