|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 toka-maso |
| Singan-teny | 2 tokana, 3 maso |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Olona poa-maso an' ila
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 borgne
7 Figuré: qui donne peu [1.3#713] |
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 somotaka, 11 tako-maso, toka-maso |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|