Entry tokandia
Elementary words tokana ; dia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby fandre amin' ny angano izay toy ny songomby, tokana tsy mivaky ny kitrony [1.1]
Explanations in French Autre nom du songomby, tout animal solip [...] [full text in 1.54]
Examples Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. [2.5]
Vocabulary 
Synonyms songomby
Proverbs 

Updated on 2023/05/24