|
|
|
|
Teny iditra
1
tomo
e
rana
Fototeny
2
tomoetra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
tomoerana
, tomoerako, tomoeranao, tomoerany, tomoerantsika, tomoeranay, tomoeranareo, tomoeran', tomoeran-, tomoeram-, tomoera-
5
Ny lasa :
notomoerana, notomoerako, notomoeranao, notomoerany, notomoerantsika, notomoeranay, notomoeranareo, notomoeran', notomoeran-, notomoeram-, notomoera-
6
Ny hoavy :
hotomoerana, hotomoerako, hotomoeranao, hotomoerany, hotomoerantsika, hotomoeranay, hotomoeranareo, hotomoeran', hotomoeran-, hotomoeram-, hotomoera-
7
Filaza mandidy :
tomo
e
ro
Fanazavàna teny malagasy
8
Itoerana, ipetrahana, ijanonana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04