Entry tovina (to)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tanterahina: Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [1.1]
Explanations in French Qu'on accomplit, qu'on agrée [1.3]
Examples Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin' izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tovina izay nanampy na nalana. [2.996]
Morphology 
Present : tovina, toviko, tovinao, toviny, tovintsika, tovinay, tovinareo, tovin', tovin-, tovim-, tovi-
Past : notovina, notoviko, notovinao, notoviny, notovintsika, notovinay, notovinareo, notovin', notovin-, notovim-, notovi-
Future : hotovina, hotoviko, hotovinao, hotoviny, hotovintsika, hotovinay, hotovinareo, hotovin', hotovin-, hotovim-, hotovi-
Imperative : tovy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20