Entry tsiravina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsiravina aho nahita ilay olona nanao saron-tava nitana antsy [1.1]
Explanations in French Tremblant, effrayé, alarmé [1.3]
Examples 
1Tsiravina izahay telo mianaka nanatrika teo nahita ireto zavatra namelezan' olona anay mianakavy. [2.472]
2Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [2.324]
3Hehin' ny matahotra anefa, ka vava misokatra hafahafa anatin' endrika tsiravina izany no hita. [2.472]
Derivatives 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31