Entry | tsy mahatombin-tsiraka | |
Elementary words | mahatombina ; siraka | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [1.1] | |
Updated on 2023/10/12 |