Entry vandana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy. 1
Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra.
Hena vandana na vandan-kena: nofon-kena misy taviny mipentimpentina, fahita indrindra eo amin' ny sorokena
Fafa vandana: fomba famafa ratsy fa etsỳ sy erỳ fotsiny no ampandalovina ny kifafa [1.1]
 Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy. 1

Explanations in English Spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada [1.7]
Explanations in French Moucheté, marbré [1.8]
Examples Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472]
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 

Updated on 2023/10/18