Entry | very haja | |
Elementary words | very ; haja | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Very hasina, latsaka ondana, afa-baraka, afa-boròka, afakaja, afa-boninahitra, afa-pofona, afa-bintana, maimbo tsikahonkahona, matin'ny vavam-bahoaka, maty volon' ny ratsy, mandraraka ilo mby an-doha [1.1] | |
Updated on 2023/01/01 |