Entry |
voarointsaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius) [1.1]
|
| Karazana voaroy misy tsilotsilony [1.13]
|
Explanations in French | Framboise sauvage [1.13]
|
| [Merina]
(« Mûron des chats » ; allusion à leur qualité inférieure). Rubus apetalus Poir. (Rosaceae). C'est à tort que Malzac attribue ce nom à R. rosaefolius.
Son infusion est donnée aux enfants malades, surtout atteints de rougeole et autres maladies infantiles.
[1.196]
|
Scientific name | Rubus apetalus |
Examples | Gaga ny olona norosoana izany varin' i Vakiniadiana, menabe toy ny sakay, nilaofana hena omby mifahan' i Morokay, noritina araka ny fahandro gasy, voarointsaka notazana ny maraina tany anaty alan' Amboanjokely teo atsinanan-tanàna no voankazo tsindrin-tsakafo.
[2.356]
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ |
|