|
|
|
|

Teny iditra 1  vodivoafelatanana
Singan-teny  2 vody, 3 felatanana
Sokajin-teny  4  anarana
Ohatra  5  Ny zanaky ny mahatakatra tamin' izany nibonoka tamin' ny fitafiana volonondry matevina sy nikiraro ary nanao bas-sport hatreny antenantena-ranjony ka faritra kely foana, vodivoafelatanana teo ambany lohalika ny azy no mba voan' ny fanala [2.643#10]

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/17