Entry vono
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famelezana, fikapohana: Matim-bono any io zaza io fa aza apetraka any intsony
Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: Nataon' ny miaramila vono moka ireo fahavalo ratsy saina
Fitsofana ny jiro
Fikosehana ny soratra tsy ho hita [1.1]
Explanations in English Killing; murder [1.7]
Explanations in French Action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer [1.3]
 Tuerie, meurtre [1.8]
Examples Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [2.324]
Morphology 
Simple : vono, vonoko, vononao, vonony, vonontsika, vononay, vononareo, vonon', vonon-, vonom-
Prefixed : -bono, -bonoko, -bononao, -bonony, -bonontsika, -bononay, -bononareo, -bonon', -bonon-, -bonom-
Derivatives 
Compound words 

Entry vôño
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Mampifanaraka, mampitovy [1.78]

Updated on 2023/08/19