|
|
|
|
Teny iditra
1
vorosoka
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
mivorosoka
Anarana :
4
fivorosoka
Fanazavàna teny malagasy
5
Voahosihosin' ny tongotra, madisa, tomarosoka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20