Entry |
ianareo
|
Part of speech | pronoun
|
Explanations in Malagasy | Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo
ka atao teny lazaina: ~ Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko. [1.1]
|
Explanations in English | [ hianareo ] You, ye [1.2]
|
Explanations in French | [ hianareo ] Vous. S'emploie au singulier et comme terme respectueux
entre époux.
(Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza?
Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède
pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka.
Mais, c'est que je t'ai attendu. [1.3]
|
| Vous (pluriel); tu, toi [1.5]
|
Explanations in Italian | Voi [1.18]
|
Analogs |
anareo ~
-nareo, -areo |
Tables and plates |
|
|