Entry | akoran-javatra | |
Elementary words | akora ; zavatra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [1.1] | |
Akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13] | ||
Explanations in French | Matières premières [1.13] | |
Vocabulary | Economy: (in general) | |
Synonyms | akoram-bokatra ~ akoran-draha | |
Updated on 2023/12/12 |