Entry | amboa | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Alika [1.78] | ||||||||||||
Biby mampinono, homan-kena, mizara ho karazana telo: mpiandry tanàna, mpihaza, mpanjohy ny olombelona. Mety ho velona hatramin' ny roapolo taona ny amboa; ny filaza ny feony dia ireto avy: mivovò, minaonaona, mitomany valala. Ny amboa dia lazaina koa hoe alika, izay fampiasan' ny olona matetitetika kokoa ankehitriny, nefa ny amboa no tena malagasy hiringiriny, ka ny ahatsapana izany dia ny habetsahan' ny ohabolana misy ny teny hoe amboa, izay bebe kokoa noho ny izay ahitana ny teny hoe alika /m:defs> | |||||||||||||
Explanations in English | A dog. [Swa. mboa, a dog.] [1.2] | ||||||||||||
A dog (a Bantu word) [1.7] | |||||||||||||
Explanations in French | Chien [1.54, 1.13] | ||||||||||||
Chien (mot bantou) [1.8] | |||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Vocabulary | Zoology: mammals | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Zoonyms |
| ||||||||||||
Phytonyms |
| ||||||||||||
Toponyms |
| ||||||||||||
Analogs | alika ~ fandroaka | ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word amboa | ||||||||||||
Article | Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly | ||||||||||||
Entry | amboa | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in French | Se disait de gens éhontés [2.415] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Anagrams | ambao, amboa, aomba |
Updated on 2023/06/20 |