Entry |
antoandrobenanahary
|
Elementary words | antoandrobe ; Nanahary |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora) [1.1]
|
Explanations in English | Daytime, the middle of the day [1.7]
|
Explanations in French | Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415]
|
| Le grand jour [1.8]
|
Examples |
1 | Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao.
[2.356]
|
2 | Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo.
[2.588]
|
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|