Entry | eso | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Scorn, mockery [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Mépris, moquerie, raillerie [1.3] | |||||||||||||||
Examples | Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany.
[2.471] | |||||||||||||||
Vocabulary | Emotions | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word eso | |||||||||||||||
Updated on 2023/10/20 |