Entry | fampanofan-tany | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fomba fanajariantany amin'ny alalan'ny mpamboly tsy manan-tany izay mifanaiky fa handrotsaka vola hofan-tany raikitra amin'ny tompony [1.13] | |
Explanations in French | Fermage [1.13] | |
Vocabulary | Economy: agriculture | |
Updated on 2020/07/31 |