Entry |
fanamafisana
(mafy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana [1.1]
|
Explanations in French | L’action de fortifier, de consolider, de confirmer ; les contre-forts [1.3]
|
| Renforcement, consolidation, amplification, compactation |
Examples |
1 | Ny iray voalohany, fanabeazana mikendry ny fanamafisana orina ny foko.
[2.606]
|
2 | Izany ny fanamafisana ny didy momba ny tsy fahazoan' ny avy any andafy mividy tany.
[2.366]
|
|
Other spellings |
|