Entry | harakaraka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-borona [1.1] | |
Explanations in English | [Provincial] A bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L. [1.2] | |
Scientific name | Eurystomus madagascariensis | |
Vocabulary | Zoology: birds | |
Entry | harakaraka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka [1.78] | |
[Sihanaka] Areti-mandalo [1.78] | ||
Vocabulary | Health | |
Updated on 2020/07/31 |