Entry | maloto (loto) | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto [1.1] | ||||||
Explanations in English | Filthy [1.2, 1.7] | ||||||
Dirty [1.2] | |||||||
Impure [1.7] | |||||||
Explanations in French | Sale [1.3, 1.8] | ||||||
Impur [1.3] | |||||||
Souillé [1.8] | |||||||
Examples |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Antonyms | madio | ||||||
Compound words |
| ||||||
Toponyms |
| ||||||
Analogs | tsy madio ~ tsy madio tena ~ solotika ~ solotidotika ~ vorery ~ misoritika ~ tsilotidotika ~ somitika ~ misotisoty ~ mitavontavona ~ somerongerona ~ misavoretaka ~ vazina ~ misotitika ~ mikesonkesona ~ mifotafota ~ mahamenatra ~ vetaveta ~ mahavoafady ~ mahafaty vorona ~ tsy fampiseho masoandro ~ mamoafady | ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word maloto | ||||||
Updated on 2023/10/19 |