Entry |
mihiboka
(hiboka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto
[1.1]
|
Explanations in English | To be confined indoors [1.7]
|
Explanations in French | être consigné, rester à la maison [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mihiboka |
Past : |
nihiboka |
Future : |
hihiboka |
Imperative : |
mihiboha |
|
Compound words |
|
|