Entry |
ory
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory Mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory
Ampijalina, ampahorina Hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [1.1]
|
Explanations in English | (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [1.2]
|
| Miserable, wretched, poor [1.7]
|
Explanations in French | Pauvre [1.3, 1.8]
|
| Affligé, malheureux [1.3]
|
| Taquiné [1.3]
|
| Misérable [1.8]
|
Examples |
1 | fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany!
[2.324]
|
2 | hony Rangodongodona manao ahoana izany toetry ny ory?
[2.131]
|
3 | Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika!
[2.69]
|
|
Morphology |
Simple : |
ory |
Imperative : |
oria |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
ory
(otra)
|
Part of speech | imperative of passive verb orina
|
|
Entry |
Ory
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Uri [2.996]
|
Explanations in French | Uri [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|