Entry | razoky (ra-, zoky) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena [1.1] | |
Explanations in English | Elder brother or sister (term of respect) [1.7] | |
Explanations in French | Frère ou soeur aîné (terme respectueux) [1.8] | |
Examples | Razoky va no manitra voan-kazo? sa Razandry no manitra ravin-kazo? no dia manitra Andriana ny trano tsy Razoky no manitra voan-kazo tsy Razandry no manitra ravin-kazo fa ny fitia havana no be [2.131] | |
Vocabulary | Relationships: family ~ Forms of Address | |
Updated on 2020/07/31 |