Entry | reona | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon' ny kotrok' orana manakoako manao lavareny. [1.1] | |||||||||
Vocabulary | Sound | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Synonyms | reondreona | |||||||||
Anagrams | areno, erona, nareo, orena, reona |
Updated on 2020/07/31 |