Entry | sampanteny | |
Elementary words | sampana ; teny | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) [1.1] | |
Explanations in French | Mots dérivés (grammaire) [1.5] | |
Vocabulary | Linguistics | |
Anagrams | mpiantsena, sampanteny |
Updated on 2023/11/25 |