|
|
|
|

Entry1  sara-droa (saraka)
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Hairstyles
Explanations in Malagasy  4  Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny bango tokana: bangoina ny volo amin' ny andaniny roa avy amin' ny soritra afovoan' ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana [1.1]

Updated on 2020/07/31